Entry | mivoendre | |
Part of speech | active verb | |
Explanations in Malagasy | [Betsileo] Mirenireny, mivezivezy: Mivoendre diakoa voanjo ambavan-drenolo i fa tsa mba hitane izae hataone (Mivezivezy toa voanjo ambavan'antitra izy fa tsy hitany izay hataony) [1.78] | |
Updated on 2020/07/31 |