Entry mivongika (vongika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manano sarotra mitondra zavatra betsaka, izay mety tsy havesatra akory: Mivongika voasary tsy eran' ny aina ity zaza ity [1.1]
Morphology 
Present : mivongika
Past : nivongika
Future : hivongika
Proverbs 

Updated on 2023/01/05