Entry | mivonkin-kozatra | |
Elementary words | mivonkina ; hozatra | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Re mivonkina ny hozatra ka mibontana amin' ny faritra iray, ary dia tsy mihetsika mihitsy amin' izany fa mihizihizy fotsiny eo [1.1] | |
Fikainkon' ny hozatra sasantsasany -- toy ny kibondranjo, ohatra -- izay maharary aoka izany [1.1] | ||
Vocabulary | Health | |
Updated on 2023/10/30 |