Entry mivontirika (vontirika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy (maso) Miseho ho avo noho ny manodidina mova tsy ny hivoaka ny taola-maso: Nivontirika ny masony no niteny izany izy ka natahotra aho [1.1]
Explanations in English To be glassy-eyed, to be pop-eyed [1.7]
Explanations in French Avoir les yeux en saillie [1.8]
Vocabulary 
Morphology 
Present : mivontirika
Past : nivontirika
Future : hivontirika
Proverbs 

Updated on 2023/01/20