Entry mizaha fandrin' omby
Elementary words mizaha ; fandry ; omby
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Mitaikilo, mitily; mihainohaino na mijerijery izay ataon' ny olona aloha vao manapa-kevitra raha mba hanao koa; ilazana ny olona tsy mbola tapa-kevitra fa mandinidinika ny toe-javatra manodidina [1.1]
Explanations in French Regarder comment est couché un bœuf ; sonder le terrain, les gens, leur conduite [1.3]

Updated on 2023/09/04