Entry mizaha tavan' olona
Elementary words mizaha ; tava ; olona
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Miangatra; mifidifidy olona ka mampiseho fiangarana indrindra raha misy tombontsoa zaraina [1.1]
Explanations in French Partial, qui fait acception de personnes [1.3]
Synonyms mijery tavan' olona

Updated on 2023/05/14