Entry mizanaka (zanaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny vola miteraka, izany hoe mitombo tsikelikely any amin' ny olona nisambotra azy na any amin' ny banky nametrahana azy
Mitovy hevitra: mihana [1.1]
Morphology 
Present : mizanaka
Past : nizanaka
Future : hizanaka

Anagrams 

Updated on 2023/01/05