|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mohara
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 ody [Bara] [1.78]
4 ody [2.606]
5 Ody atao anaty tandroka [1.1]
6 ody [Masikoro] [2.606#152]
Fanazavàna teny anglisy  7 a fetish made from a cow's horn [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 fétiche fait d'une corne de boeuf [1.8]
9 Nom d'une catégorie de talismans ; Asteraceae de produits végétaux, ils sont insérés à l'intérieur d'une corne de boeuf ou d'une dent de crocodile et on les porte pendus autour du cou [1.196]
Ohatra  10  Sady noraisiny ilay mohara teny an-dohan-Ralaiarivony. [2.298]
11  Dia nampakariny avy ao indray, tapa-kazo iray fehezana, izay nentiny niditra nampisehoany fomba sahala amin' ny tamin' ilay mohara ihany. [2.472]
Sary 

Teny iditra (2/2)12  mohara
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny frantsay  14 Asteropeia multiflora Thouars (Asteropeiaceae). Arbre à bois dur, rouge ; pourrissant difficilement quand il est bien préparé. On le choisit souvent pour faire les poteaux principaux des cases. Il entrerait dans la composition du talisman portant le même nom. [Bezanozano, Tanala] [1.196]
Voambolana  15  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  17 hamaro, 18 hamora, 19 haramo, 20 Haroma, 21 Horama, 22 maharo, 23 maroha, mohara, 24 rahoma, 25 Romaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08