|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  mokotra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  3 [Tanala] fatigué, épuisé
4 chargé de nuages: Mokotra ny andro (Le ciel est chargé) [1.6#500]

Teny iditra (2/4) 5  mokotra
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny frantsay  7 repas mal cuit [1.6#500]
Voambolana  8  Toe-karena: hanina

Teny iditra (3/4) 9  mokotra
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 Sahala amin' ny mokitra [1.1]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io

Teny iditra (4/4) 13  mokotra
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny frantsay  15 [Sakalava] (dans son sens général : idée de s'évertuer, de se tirer avec peine d'une situation difficile ; allusion aux épines de cet arbuste à travers les fourrés duquel il est difficile de circuler). Strychnos spinosa Lam. (Loganiaceae). Fruit comestible, activement recherché surtout pour la préparation de boissons fermentées et d'eau de vie. [1.196]
Voambolana  16  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04