Entry molaly
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra maintimainty mikiramborambo eny amin' ny valindrihana sy ny rindrin' ny trano anaovana afo izay avy amin' ny setroka mitangorona eny mandavantaona [1.1]
Explanations in English Soot [1.7]
Explanations in French Suie [1.8]
Examples Mitsilany izy ka ny valin-drihana ikiraviravizan' ny molaly no tandrifin' ny masony. [2.470]
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/06/12