|
|
|
|

Teny iditra1  mongaña
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 mandeha, miala, mandao: Aja mañano tsokoja mongaña (raha mandao olona mahalala manao veloma) [Tanala] [1.78]

Fivaditsoratra  4 mangano, 5 mangonà, mangona, 6 manongà, manonga, mongaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/06