Entry morona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Sisina (rano, lalana, tevana...): Aza manaraka ny moron-tevana raha sarotim-panina ~ Nipetraka teo amoron-dalana ilay mahantra (ny amin' ny "amorona" eto dia tsy misy hafa amin' ny an amin' ny "an-tsisin-dalana, ohatra, saingy natao a amin' izy eo alohan' ny mary nosoratana nakambana amin' ny morona koa). [1.1]
Explanations in English The border, the brink, the edge [1.7]
Explanations in French Le bord [1.8]
 Bord, côte, rivage [1.196]
Examples 
1Soa ihany fa efa tsy lavitra intsony ny morona. [2.442]
2Manga ngalingaly ny rano, manga matsora ny lanitra, maitso mavana ny morona. [2.499]
3Azon' ny olona hiampitana manasa-dranjo Ikopa ary zary fasika mitomandavana avokoa ny morona. [2.470]
Derivatives 
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs 

Entry morona
Part of speech noun
Explanations in French  [Mahafaly, Tandroy] (probablement une déformation de morama). Sorghum roxburghii Stapf (Poaceae). Introduite de l'Inde méridionale, ou de la côte orientale d'Afrique où elle est cultivée depuis longtemps. Fournit un grain comestible. Très résistante à la sécheresse. [1.196]
Scientific name Sorghum roxburghii
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/05/22