Entry mpampisakafo (sakafo)
Part of speech noun
Examples Latabatra lavabe anankiray no ilaharan' ny mpihinana, manatrika ny mpampisakafo izay hodidinin' ny loviany sy ny sakafo amidiny. [2.4]
Morphology 
Simple : mpampisakafo, mpampisakafoko, mpampisakafonao, mpampisakafony, mpampisakafontsika, mpampisakafonay, mpampisakafonareo, mpampisakafon', mpampisakafon-, mpampisakafom-

Updated on 2023/03/02