Entry |
mpanajary
(hajary)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | Celui qui arrange, qui raccommode, qui met l’entente [1.3]
|
Examples | ary tsy misy mahay mifanasoa tahaka ny mpihavana tsy akory, fa tantanam-by, tsofa vy: havana mpanajary havana.
[2.436]
|
|
Entry |
mpañajary
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tanala]
Mpanamasina ody, mpimasy, ombiasy: Misarebasarebake tsy ho mpañajary ka mamadika andro hanak'olo (miedinedina tsy ombiasy ka ratsy fanandro zanak'olona) [1.78]
|
|