Entry | mpanalalana (alalana) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Mpanelanelana, olona natao ho solontena mitondra teny raha misy zavatra angatahina, na elanelam-panahy hampihavana raha misy zavatra ifanolanan' olona roa tonta [1.1] | |
Explanations in French | Messager, intermédiaire, entremetteur, médiateur, intercesseur, parlementaire [1.3] | |
Updated on 2023/01/05 |