Entry mpanazatra (zatra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Olona manomana ny mpanao spaoro amin' ny alalan' ny fanorotoroana sy ny fampiasana matetika, mba ho tonga amin' ny fari-pahatanjahana sy fahakingana kendrena hotratrarina [1.1]
Explanations in French Celui qui habitue [1.3]
Examples Tsy noraisin' izy ireo ho fanomezan-daza azy ireo mihitsy ny fampanantenana azy ireo mpanazatra tanora, na dia fikendrena fahombiazana aza angamba no nokendrena tamin' izany. [4.27]
Synonyms mpankazatra

Updated on 2023/02/17