Entry mpiantsa (antsa)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bara, Tanosy] Mpihira [1.78]
 Ireo tsimandoa lahy sy vavy, manaraka ilay olona hobena amin' ny antsa: sady mihira no manao fihetsehana toy ny mandihy eny am-pamindrana izy ireo, ary samy mitana tapadamba kely ka indray manopaka an' iny na miankavia na miankavanana [1.1]
Explanations in English Royal singers. [1.2]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20