Entrée mpimasy (masy)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sihanaka] mpanao fanafody, mpanasitrana [Rakotosaona 1975]
 Olona sady mitsabo no manao sikidy [Rajemisa 1985]
Explications en anglais a medicine man, a diviner [Hallanger 1973]
Explications en français devin [Abinal 1888 page 436, Hallanger 1974]
  [Merina] (de hasina : propriété mystérieuse qu'ont les plantes de guérir ou de faire mourir). C'est le spécialiste du traitement par les plantes. Souvent improprement appelé « sorcier » par les Européens. Souvent confondu aussi avec le mpanandro, le mpisikidy, etc. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Analogues  ombiasa
Exemples 
1Fito lahy ny mpimasy, mifanakaiky toerana. [Andraina: Mitaraina]
2Indro tonga ny Mpimasy 'zay hanolotra ny sorona; [Rabetsimandranto: Trimofoloalina]
3ka ireo mpimasy sy mpanjaka dia azony hanaiky an' i Frantsa. [Fagereng: Tantara]
4Amin' ny vohitra maro, mihamahazo vahana ny mpisikidy sy ny mpimasy. [Andraina: Mitaraina, page 197]
Citations 

Mis à jour le 2022/05/08