Entry nahita > ahitana (hita)
Part of speech relative verb
Explanations in Malagasy  [1.1]
Examples 
1ahitana Vazimba betsaka. [2.508]
2Ahitana taratra izany ve eto? [2.285]
Morphology 
Present : ahitana, ahitako, ahitanao, ahitany, ahitantsika, ahitanay, ahitanareo, ahitan', ahitan-, ahitam-, ahita-
Past : nahitana, nahitako, nahitanao, nahitany, nahitantsika, nahitanay, nahitanareo, nahitan', nahitan-, nahitam-, nahita-
Future : hahitana, hahitako, hahitanao, hahitany, hahitantsika, hahitanay, hahitanareo, hahitan', hahitan-, hahitam-, hahita-
Proverbs 

Anagrams 

Entry nahita > mahita (hita)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mahalala ny fisian-javatra iray amin' ny alalan' ny maso: Mahita rahona eny amin' ny lanitra aho
Mifanena amy: Nahita an-dRasoa aho teny an-tsena
Sandra, tojo: Nahita vola ariary zato teny an' arabe Isambilo
Mamorona: Ny Sinoa no nahita ny vanja voalohany
Ahatazanana: Mahita tsara itỳ masolavitra itỳ.
Hikapa hahita ny tonony anie, handidy hahita ny vaniny: teny entina mirary soa ny mpitondra fanjakana na lehibem-pikambanana mba hahita izay mety tokony hatao hitondrana ara-pahamarinana sy amin' ny hitsiny [1.1]
Explanations in English To see; to find [1.7]
Explanations in French Voir, trouver [1.8]
Morphology 
Present : mahita
Past : nahita
Future : hahita
Imperative : mahi
Compound words 
Proverbs 

Entry nahita > mahità (hita)
Part of speech imperative of active verb mahita [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams