Entry |
nany
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Injay, enti-manondro olona efa nandrasana ka re any ho any ny feony alohan' ny hisehoany [1.1]
|
Synonyms | |
|
Entry |
nany
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Ilay zavatra boribory kitsoloha eo amin' ny vavan' ny vovo, natao mba hahazoan' ny trondro miditra tsara ao anatiny
[1.1]
|
Explanations in English | The neck of a fishing basket; the little wicker basket which closes the mouth of the larger wicker basket used as a fishing-net. [1.2]
|
Synonyms | |
Compound words |
|
|
Entry |
nany
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Tanala]
Nanjary, tonga [1.78]
|
|
Entry |
nany
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Tanala]
Lany [1.78]
|
|