Entry | natiora | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | zava-boary [3.1] | ||
Examples | misy fifanoherana mahery vaika sy goavana ao amin'ny angano satria olombelona sy Andriamanitra na ny olombelona sy ny natiora amin'ny ankapobeny no mifanandrina ao;
[2.606] | ||
Compound words |
| ||
Origin | French: nature. | ||
Anagrams | anitaro, anoraty, aonitra, iantrao, iatrano, natiora, oritana, raotina, roatina, taraino |
Updated on 2020/07/31 |