Entry natsangany > atsangana (tsangana)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Arenina amin' ny haavony, tsy avela handry: Atsangano io barika io
Aseho ka apetaka eny amin' ny arabe sy ny trano: Tsy maintsy atsangana ny saina rehefa tonga ny fetimpirenena
Aorina, ajoro: Antoko natsangan-dRavoahangy sy Raseta ary Rabemananjara ny M.D.R.M [1.1]
Morphology 
Present : atsangana, atsangako, atsanganao, atsangany, atsangantsika, atsanganay, atsanganareo, atsangan', atsangan-, atsangam-, atsanga-
Past : natsangana, natsangako, natsanganao, natsangany, natsangantsika, natsanganay, natsanganareo, natsangan', natsangan-, natsangam-, natsanga-
Future : hatsangana, hatsangako, hatsanganao, hatsangany, hatsangantsika, hatsanganay, hatsanganareo, hatsangan', hatsangan-, hatsangam-, hatsanga-
Imperative : atsangano
Compound words 
Proverbs