Entry na zovy na zovy
Elementary words na ; zovy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Na iza na iza [1.1]
Explanations in English Whoever [1.7]
Explanations in French Quiconque, qui que ce soit, n'importe qui [1.3]
 Quiconque [1.8]
Examples 
1Fa na zovy na zovy manota izany lalàna izany dia handevoziny [2.366]
2dia ataoko mahadiso sy mahameloka izay manao izany, na zovy na zovy [2.654]
Synonyms na iza na iza

Updated on 2023/01/01