Entry nendran > nendra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Aretin-koditra sady mamohehatra no mahafaty haingana: mafana, mangotrakotraka izay voany, dia mipoitra hatina mandoaka sy mangirifiry eran' ny tena. [1.1]
 Areti-mifindra ary mamela holatra raha tsy voatsabo [1.13]
Explanations in English The small-pox. See kiria, lavira. [swa. Ndui.] [1.2]
 Smallpox [1.7]
Explanations in French Petite vérole, variole [1.54]
 Variole [1.8, 1.13]
Examples Araka ny filazan' ireo razambeny avy dia ny nendra no aretina nandripaka fahiny. [2.472]
Vocabulary 
Synonyms ky ~ kiria ~ lavira
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 