Entry nenibe
Elementary words neny ; be
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny renin' ny ray na ny renin' ny reny niteraka ny tena [1.1]
Explanations in English Grandmother [1.7]
Explanations in French Grand-mère [1.8]
Examples 
1Marina fa mbola velona i nenibe. [2.270]
2Misaotra ry Nenibe, eny nenibeko satria nitaiza ny zanako. [2.895]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : nenibe, nenibeko, nenibenao, nenibeny, nenibenay, nenibentsika, nenibenareo, neniben', neniben-, nenibem-
Other spellings 

Updated on 2023/08/12