Entrée neny
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Teny fiantsoana ny reny niteraka, na miteny azy: Nankany an-tsena i neny, na miteny aminy: Andeha hankaiza ianao, ry neny?
¶ Teny enti-manaja ny vehivavy efa lehibebe tokotokony ho renin' ny tena. Teny nakambana: nenibe, nenifara, nenitoa
Explications en anglais  [Richardson 1885] mother, mamma; a nurse. It is more frequently heard as ineny [in various malay dialects it appears as inana, neina, ina, nina, nene.]
  [Hallanger 1973] mother, mama
Explications en français  [Hallanger 1974] mère, maman
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 

Mis à jour le 2020/07/31