Entry niavina (nia)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao antsitrapo: Noniavinao, ninianao natao mihitsy izany mba hanorisorena ahy [1.1]
Morphology 
Present : niavina, niaviko, niavinao, niaviny, niavintsika, niavinay, niavinareo, niavin', niavin-, niavim-, niavi-
Past : noniavina, noniaviko, noniavinao, noniaviny, noniavintsika, noniavinay, noniavinareo, noniavin', noniavin-, noniavim-, noniavi-
Future : honiavina, honiaviko, honiavinao, honiaviny, honiavintsika, honiavinay, honiavinareo, honiavin', honiavin-, honiavim-, honiavi-
Imperative : niavo

Anagrams 

Updated on 2023/01/20