Entrée nify
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tsy fahatevenana.
Explications en français  [Abinal 1888] mince, peu épais
Dérivations 

Entrée nify
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Taolana madinika mitsatoka amin' ny valanorano ambony sy ambany, natao hitsakoana ny zavatra hanina. -- Misy karazany telo ny nify, izay samy manana ny asany manokana avy: ny andrianify mitetika, ny vangy mandrovitra, ary ny vazana mamotipotika
Explications en anglais  [Richardson 1885] a tooth. [this appears in Malayan languages as nipun, nifan, nifoa, nifin, niki, nisi, etc.]
  [Hallanger 1973] a tooth, esp. a front tooth
Explications en français  [Hallanger 1974] dent, surtout les dents antérieures
Mots composés, titres, noms 
Exemples  [Andraina: I Vola, page 38] Izany anefa tsy milaza fa sitrana ilay nify marary.
Citations 
Articles 

Mis à jour le 2022/07/18