Entry nikaragoanina
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Ny firenena tompontany any amin' ny tanin' ny Nikaragoa (Amerika afovoany): Miteny espaniola ny Nikaragoanina
Ny volamena no harena nikaragoanina voalohany [1.1]
Origin French: nicaraguayen.

Updated on 2020/07/31