Entrée |
nisava > misava
(sava)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mitady, mikaroka: Misava ilay gadralava nandositra ny polisy ¶ Mijery, mitsirika, mizaha fatratra: Misava ny trano misy ankizy mararin' ny donika ny mpikarakara ny toe-pahasalamana ¶ Mijery izay tsy manana: Misy polisy misava karatra ao ¶ Manala izay manentsina, na manelingelina: Ianao no aoka hisava lalana fa izaho hanaraka avy ato aoriana ¶ Manadihady, mamototra: Tia ny misava ny fotojavatra izy rehefa mianatra [1.1]
|
Explications en anglais | to clear up, to disperse; to inspect something in detail [1.7]
|
Explications en français | dégager, disperser, dissiper; se dissiper; fouiller, faire des perquisitions [1.8]
|
Morphologie |
|
|
Entrée |
nisava > misavà
(sava)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif misava
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|