Entry nitady > mitady (tady)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao izay hahitana, mikaroka, mizaha: Mitady ny very. / Mitady raharaha izy fa tsy mahita
Maniry: Tsy misy mitady ny ho mahantra akory fa matetika manao izay ho vita ihany saingy tsy ambinina [1.1]
Explanations in English To seek, to look for [1.7]
Explanations in French Chercher [1.8]
Examples 
1Eny, mitady izany izy, mikaroka izany. [2.470]
2Ny ahy hadalana mitady hanina, hoy aho. [2.4]
Morphology 
Present : mitady
Past : nitady
Future : hitady
Imperative : mitadiava
Synonyms mangirika ~ miharana ~ mikaroka ~ mikatsaka ~ mizaha
Compound words 
Proverbs 

Entry nitady > mitady (tady)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Vita tady [1.1]
Explanations in English Twisted [1.2]

Anagrams