Entry nitoto nahafotsy, nahandro nahamasaka
Elementary words mitoto ; mahafotsy ; mahandro ; mahamasaka
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny olona nahavita sy nahatanteraka zavatra iray an-tsakany sy an-davany; ny nahavita raharaha na adidy ka nahatanteraka izany hatramin' ny farany [1.1]

Updated on 2023/09/28