|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ny ahy |
| Singan-teny | 2 ny, 3 ahy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Enti-misolo anaran-javatra ananana raha ny tena no tompony: Lafo kokoa ny satrokao noho ny ahy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 le mien, les miens
[1.3] |
| Ohatra |
7 ny ahy toaka mahery!
[2.583]
8 Mba kivazivazy ny ahy. [2.895] |
| Fivaditsoratra | 9 hiany, 10 ihany, ny ahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|