Entry Ny lalana nombako
Part of speech name (book title)
Author Ravelomanana Hermann
Publishings 1991. Edisiona Salohy. Width: 13cm. Height: 21cm. Pages: 222.
Elementary words lalana ; ombana
Excerpts 
page 5
Avy ao Anahimalemy andrefan' i Mantasoa Idada ary Ineny avy ao Ampanarivo atsinanan' Ambatotelomirahavavy akaiky an' Ambatomanga. Niditra niomana ho mpitandrina tao amin' ny Sekoly Pastoraly Ambatomanga izy mivady ny taona 1911, ary efa niteraka ny zazany roalahy dia Philibert sy Guy... Ireo no vehivavy malagasy voalohany indrindra nomanin' ny Misiona ho amin' izany; kanjo tsy neken' ny governora jeneraly V. Augagneur ny hakan' ny vehivavy malagasy diplaoma (1905). Dia niverina tany Ambatomanga izy ary noraisin' i Mlle Rousseau misionera Talen-tsekoly tao hampianatra.
page 168
Dia re naningana ny feo nanao hoe: "Velomà e ! veloma any Madagasikara !"
Tables and plates All the titles

Updated on 2023/11/27