Entry ny ratsy tsy kely lalana
Elementary words ratsy ; tsy ; kely ; lalana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza fa mikaro-kevitra hifetsena sy hanambakana mandrakariva ny ratsy saina noho izy tsy mba voasakantsakan' ny tahotra ny hanao ratsy [1.1]

Updated on 2023/06/12