Entry ny voa tsy hendry: ny azony adala
Elementary words voa ; tsy ; hendry ; azo ; adala
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Iharan' ny fahasahiranana lehibe sy tampoka ka mipepipepy sy mitotototo daholo, na ny hendry na ny adala, manadino ny tokony hatao [1.1]

Updated on 2023/03/28