|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ombika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Sombina, potipoti-javatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 small pieces of meat collected by children in the market. In the provinces it is used for fofo and isoka [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  21  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)23  ombika
Sokajin-teny  24  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  25 Rafitra, maika, dodona: Ombika aho nanontany azy [1.1]

Teny iditra (3/3)26  ombika
Sokajin-teny  27  kianteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  28 a particle expressing a sudden impulse of the mind. Compare miombika (ombika). [Provincial] [1.2]

Fivaditsoratra  29 akomby, 30 ambiko, 31 amboky, 32 Bokima, 33 Ikambo, 34 kamboy, 35 kimbao, ombika

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08