Entry orina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanatsatohana; fananganana trano, vohitra, taozavatra samihafa; fametahana zavatra ho mafy; fiandoham-pikarakarana amin' izay atao [1.1]
Explanations in English  [1.2]
Explanations in French Action de planter, de fixer dans la terre, de bâtir, de construire, de se fixer en un endroit [1.3]
Derivatives 
 
Compound words 

Entry orina (otra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza faritra iray amin' ny tena, na ny tena manontolo mihitsy, izay safoina sady tsindriana amin' ny tanana ampandehandehanina mba hampahalefadefaka ny hozatra [1.1]
Explanations in English To be massaged, to be rubbed [1.7]
Explanations in French Qu'on frictionne, qu'on masse, qu'on fait passer et repasser entre les mains [1.3]
 Qu'on masse, qu'on frictionne [1.8]
Morphology 
Present : orina, oriko, orinao, oriny, orintsika, orinay, orinareo, orin', orin-, orim-, ori-
Past : norina, noriko, norinao, noriny, norintsika, norinay, norinareo, norin', norin-, norim-, nori-
Future : horina, horiko, horinao, horiny, horintsika, horinay, horinareo, horin', horin-, horim-, hori-
Imperative : ory

Entry orina (ory)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Atao izay hampahantra azy; botrina [1.1]
Explanations in French Qu'on appauvrit, qu'on rend malheureux [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/08/11