Entrée pataloa
Partie du discours nom
Définition malgache Akanjo ambany fitondran' ny lehilahy, mandrakotra ny tongotra roa tsirairay avy, hatreo amin' ny valahana, ary mivady amin' ny palitao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise trousers. See saroaly [Richardson 1885]
 [ pataloha ] trousers [Hallanger 1973]
Définition française [ pataloha ] pantalon [Abinal 1888]
 [ pataloha ] pantalon [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Dérivations 
Morphologie 
pataloa
pataloako
pataloanao
pataloany
pataloantsika
pataloanay
pataloanareo
pataloan'
pataloan-
pataloam-
Origine Français: pantalon.
Autres orthographes 
Mots composés, titres, noms 
Exemples Mbola tsy hadinoko ny andro nahazoan' I Feno pataloa fohy voalohany. [Andraina: Mitaraina, page 10]

Mis à jour le 2020/07/31