Entry pehina (paika)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Donina, kapohina, pohina: Peho mafy ny fantsika mba hilentika ~ Nopehiny ny lohako
Tefena (vato): Tsy nopehinareo tsara ireto vato ireto
Kapohina, tenenina, rahonana: Peho mafy io zaza io fa maditra [1.1]
Explanations in English See Paika [1.2]
 To be struck as with a hammer [1.7]
Explanations in French Qu'on frappe [1.8]
Examples Miantoraka eny aminy ny tadin-dasely, pehina hiala eny an-dohany ny satro-boriny. [2.470]
Morphology 
Present : pehina, pehiko, pehinao, pehiny, pehintsika, pehinay, pehinareo, pehin', pehin-, pehim-, pehi-
Past : nopehina, nopehiko, nopehinao, nopehiny, nopehintsika, nopehinay, nopehinareo, nopehin', nopehin-, nopehim-, nopehi-
Future : hopehina, hopehiko, hopehinao, hopehiny, hopehintsika, hopehinay, hopehinareo, hopehin', hopehin-, hopehim-, hopehi-
Imperative : peho
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2022/02/08