Entry peny > fena
Part of speech Unspecified
Explanations in English Same as entitra. Also root of mifena, mifen-tsahona [1.2]
Derivatives 

Entry peny > feña
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taimoro] Sento [1.78]

Anagrams 

Entry peny > feny
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny antsasak' ilan' ny omby eo aoriana [1.1]

Entry peny > feny
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taimoro] fefy
tamboho [1.78]
Explanations in English  [Provincial] A fence, a hedge, an enclosure. See fefy [1.2]
Derivatives 
Synonyms fefy ~ fenifeny

Entry peny > feny
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny sofim-basy [1.1]
Explanations in English The hammer of a gun [1.2]
Explanations in French Le chien de fusil [1.3]
Vocabulary 

Entry peny > feny (fe, -ny)
Part of speech noun fe and pronoun
Examples nefa tsy maty izy, fa ny feny no tapaka. [2.69]

Anagrams 

Entry peny > fe-
Part of speech morphological form of fetra

Entry peny > fe
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Faritry ny rantsam-batana ambany hatreo amin' ny valahana no ho midina ka hatreo amin' ny lohalika [1.1]
Explanations in English The thigh. [Mal. pah; Nias. gae; Dairi. kae; Toba. hae-hae. In many Polyn. languages vae, probably allied to this, is used for leg.] [1.2]
 The thigh [1.7]
Explanations in French Cuisse [1.8]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : fe, feko, fenao, feny, fentsika, fenay, fenareo, fen', fen-, fem-
Prefixed : -pe, -peko, -penao, -peny, -pentsika, -penay, -penareo, -pen', -pen-, -pem-
Compound words 
Hypernym tongotra
Co-hyponyms leferana, lohalika, pokopoko, talikana, votativo
Proverbs 

Entry peny > fe
Part of speech conjunction [full list]
Explanations in Malagasy  [Tanosy] nefa [1.78]
  [Bara] fa, nefa [1.78]
 "Fa hoe" (teny ampiasaina eo anelanelan' ny teny roa mba hilazana fa anarany fotsiny ny teny lazaina no manao ny asa voalazan' ilay teny voalohany saingy hoe manana ny toetra voalazan' ilay teny faharoa, fa raha ny marina tsy izany velively): Mitsangam-pe olona: mitsangana fa hoe olona, mitsangana saingy hoe olona, fa tsy manana ny tena maha-olona [1.1]
Explanations in English Used for the conjunction fa [1.2]

Entry peny > fe
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy  [Taimoro] Hajambana
Jamba [1.78]
  [Bara, Taisaka, Tanala] Jamba [1.78]
Explanations in French  [Taisaka] Aveugle [1.82]

Entry peny > fe
Part of speech noun
Explanations in English  [Provincial] For tolana [1.2]

Entry peny > fe
Part of speech particule [full list]
Explanations in Malagasy Teny kely ampiasaina eo anelanelan' ny teny iray miverina indroa, ilazana toetra na asa tsy zarizary: Manao fe manao: zara raha manao, manao tsy zarizary. (Tsara homarihina fa ity teny itỳ dia mifanohitra amin' ilay teny hoe: "dia", izay mitovy fampiasa indrindra aminy fa ny heviny kosa mifanohitra amin' ny azy: Manao dia manao: tena manao marina tokoa) [1.1]
Explanations in English Used for emphasis as follows: teniko fe lehibe, manao fe manao
Explanations in French Comme-ci comme-çà [1.3, 1.8]
 Se place entre un nom, un adjectif ou un verbe qui se répète, et lui donne le sens adverbial de : à peu près, un peu, pas trop, par acquit, sans zèle, avec indifférence: Trano fe trano io (C'est une maison comme ci comme ça) ~ Mazoto fe mazoto izy (Il est un peu zélé, pas trop zélé) ~ Olona fe olona izy (C'est un individu comme ci comme ça, un peu bête, un peu inabordable) ~ Manao fe manao (Faire à peu près, par manière d’acquit) ~ Homana fe homana (Manger sans goût) [1.3]
Compound words 

Entry peny > fe
Part of speech noun
Explanations in French  [Betsimisaraka] Arbre indéterminé [1.196]
Vocabulary 

Entry peny > Fe
Part of speech noun (symbol)
Explanations in Malagasy  Vy. Singa mivaingana, faha-26 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explanations in English Iron [3.1]
Explanations in French Fer [3.1]
Vocabulary 

Anagrams 

Entry peny > feka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanala] Faika, faikany: Fadin'Isamivita; tsy homan'ny fekany ko mialoke ny rony (fadin'Ilaisamivita: tsy homana ny ventiny nefa milaoka ny rony) [1.78]
Explanations in French  [Tankarana] Lie, dépôt, tourteaux. § fàika. [1.19]
Synonyms fekana ~ fiaka

Entry peny > feka
Part of speech noun
Explanations in English  [Provincial] Name for a species of hawk. Same as fihiaka [1.2]
Vocabulary 
Synonyms feheaky ~ fiaky ~ fihiaka

Entry peny > feka
Part of speech noun
Explanations in French ( feka, comme faika et faitra, signifie amer) Nom donné aux arbres et arbustes dont les feuilles et les écorces sont particulièrement amères. Ces sont surtout :
[Tankarana] Hazunta silicicola Pichon (Apocynaceae).
[Bara] Hazunta modesta subvar. velutina (Pichon) Markgr. (Apocynaceae).
[Mahafaly, Tandroy] Hazunta modesta var. methuenii (Stapf & M.L.Green) Pichon (Apocynaceae).
[Tanosy] Hazunta modesta (Baker) Pichon (Apocynaceae). Les rameaux sont couramment mâchonnés en cours de route pour apaiser les sensations de faim. C'est un excellent anorexiant naturel. La décoction est utilisée par les femmes obèses, dans les villes comme Tuléar, pour faire des cures d'amaigrissement (à la campagne l'obésité est inconnue). Alcaloïdes : voir Anne-Marie Bui : Contribution à l'étude chimiotaxonomique du genre hazunta, Diplôme d'Études Supérieures, Facultés eds Sciences d'Orsay, 1970 ; P. Potier, A. M. Bui, B.P. Das, J. Le Men, et P. Boiteau, Annales Pharm. Franç. 28 : 621-629 (1968). [1.196]
Scientific name Hazunta modesta, Hazunta modesta subvar. velutina, Hazunta modesta var. methuenii, Hazunta silicicola
Vocabulary 

Anagrams 

Entry peny > fetra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Soritra mamaritra, faritra na tsipika natao ho fanavahana: Ny renirano no fetran' ny taninay
Famaritana natao hotratrarina: Hatraiza ny fetra amin' itỳ manafohy akanjo sy manalava vola id
Faritra tsy azo ihoarana amin' ny zavatra iray, onona: Efa nasian' ny fanjakana fetra ny vidin' ny zava-pihinana / Tsy mahalala fetra amin' ny zavatra rehetra ataony izy [1.1]
Explanations in English An appointed time, a period, a regular period, a fixed boundary, limit, restraint, restriction, law, control. [1.2]
 A limit [1.7]
Explanations in French Limite [1.8]
Morphology 
Simple : fetra, fetrako, fetranao, fetrany, fetrantsika, fetranay, fetranareo, fetran', fe-
Prefixed : -petra, -petro, -petrao, -peny, -petsika, -petray, -petrareo, -petran'
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Entry peny > fetra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] zanaka, taranaka [1.78]
Morphology 
Simple : fetra, fetrako, fetranao, fetrany, fetrantsika, fetranay, fetranareo, fetr', fe-, fetry
Prefixed : -petra, -petro, -petrao, -peny, -petsika, -petray, -petrareo, -petr', -pe-, -petry
Synonyms faitra

Anagrams 

Entry peny > -pen'
Part of speech morphological form of fe
Examples 
1Matin-drobon' ny adrisa, ka fola-pen' ny aketalahy [2.558]
2ka dia nivika ny foto-pen' i Jakoba, raha mbola nitolona taminy Izy [2.996]
Morphology 
Prefixed : -pe, -peko, -penao, -peny, -pentsika, -penay, -penareo, -pen', -pen-, -pem-

Entry peny > pen
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  penina: a pen [1.2, 1.7]

Entry peny > pen
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  vala: an enclosure, a pen; a border [1.7]

Anagrams