Entry perana (petra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Rarana, sakanana: Pero mafy ny zanakao tsy hilalao eo amoron-tevana [1.1]
Morphology 
Present : perana, perako, peranao, perany, perantsika, peranay, peranareo, peran', peran-, peram-, pera-
Past : noperana, noperako, noperanao, noperany, noperantsika, noperanay, noperanareo, noperan', noperan-, noperam-, nopera-
Future : hoperana, hoperako, hoperanao, hoperany, hoperantsika, hoperanay, hoperanareo, hoperan', hoperan-, hoperam-, hopera-
Imperative : pero

Entry perana (petra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Hafatrafarana: Nopeperan-drainy izy hanao fasana
Didiana: Nopeperan' ny fanjakana tsy hisy vola hivoaka any ivelany [1.1]
Synonyms peperana

Anagrams 

Updated on 2020/07/31