Entrée pitraka > fitraka (traka)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fomba entina mitraka, izany hoe manarina ny loha hiatrana tsara: Mahafinaritra ny mijery ny fitrakan' ny miaramila rehefa manao matso

Entrée pitraka > fitrakana (traka)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fanarenana ny loha hiatrana tsara