Entry pitsohina (pitsoka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy (taolana) Esorina amin' ny toerany
(varavarana) Vohana an-terisetra tsy misy fanalahidy: Pitsohy ity varavarana ity fa very ny fanalahidy [1.1]
Morphology 
Present : pitsohina, pitsohiko, pitsohinao, pitsohiny, pitsohintsika, pitsohinay, pitsohinareo, pitsohin', pitsohin-, pitsohim-, pitsohi-
Past : nopitsohina, nopitsohiko, nopitsohinao, nopitsohiny, nopitsohintsika, nopitsohinay, nopitsohinareo, nopitsohin', nopitsohin-, nopitsohim-, nopitsohi-
Future : hopitsohina, hopitsohiko, hopitsohinao, hopitsohiny, hopitsohintsika, hopitsohinay, hopitsohinareo, hopitsohin', hopitsohin-, hopitsohim-, hopitsohi-
Imperative : pitsohy

Updated on 2023/01/05