|
|
|
|

Teny iditra 1  plaky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Takela-by misy filazana
4 Takela-pitaratra rakotra zavatra natao ho mora handray hazavana, fampiasa amin' ny fakan-tsary fotografia [1.1]
5 takelaka na velatra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 plaque [1.13]
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04