Entry plevra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fonon' ny havokavoka, izay roa sosona ka ny sosona anatiny miraikitra amin' ny havokavoka ary ny ivelany amin' ny haran-tratra; eo anelanelan' izy roa, misy rano izay manarona ny hetsiky ny fiaina [1.1]
 Fonon'ny havokavoka [1.13]
Explanations in French Plèvre [1.13]
Vocabulary 
Origin French: plèvre.

Updated on 2020/07/31