Entry politika
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Kely, madinika, pitiny [1.1]
Other spellings 

Entry politika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teti-pitondrana: Manao politika, mpanao politika
Hafetsena, hevitra: Olona be politika koa Rangahy iny [1.1]
Examples Nohararaotiny ny zava-misy handiovana indray mifafa ny rivotra politika eto Madagasikara. [2.472]
Titles Politikan-dRanavalona reniny (Andrianjafy Michel)
Origin French: politique.

Updated on 2020/07/31