|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 poloney |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Polonina: olona mahery fo ny Poloney
4 Momba an' i Polonina, an' i Polonina na avy any Polonina: Sambany nisy Papa poloney tamin' ity taonjato ity [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a Pole
6 polish [3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 un polonais, une polonaise
8 polonais, polonaise [3.1] |
| Voambolana | 9 Haitoetany: firenena, foko |
| Mpanahaka | 10 polonina, 11 polonina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|