Entry praiminisitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [angl. prime minister] Olona voatendrin' ny filoham-pirenena ho lehiben' ny governemanta; samy mahazo mitarika ny fivorian' ny governemanta, na ny filoham-pirenena (fivorian' ny minisitra no iantsoana ny fivoriana amin' izay) na ny praiminisitra (fivorian' ny kabinetra kosa no iantsoana an' izany) [1.1]
Vocabulary 
Origin English: prime minister.

Updated on 2020/07/31