Entrée pretra
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] [fr. prêtre] Olona voahosotry ny eveka mba hi-tondra fiangonana, hanao lamesa sy hizarazara sakramenta ary hitory ny tenin' Andriamanitra (Fiv. kat.)
Vocabulaire 
Origine Français: prêtre.

Mis à jour le 2020/07/31